Popup

Mirado
Satriko Foana

Numéro de la piste Titre Classement Nombre d'écoutes Télécharger Ajouter à mon blog Actions
1 Satriko Foana
341 lectures
2 Lasa
236 lectures

Tu n'as pas la bonne version de Flash pour utiliser le player Skyrock Music.
Clique ici pour installer Flash.

MP3 : Soa Fa Nisy Anao / Satriko Foana (2008)

Soa Fa Nisy Anao / Satriko Foana (2008)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : Satriko Foana
  • Album : Soa Fa Nisy Anao
  • Année : 2008

# Posté le lundi 21 juillet 2008 03:41

MP3 : Soa Fa Nisy Anao / Lasa (2007)

Soa Fa Nisy Anao / Lasa (2007)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : Lasa
  • Album : Soa Fa Nisy Anao
  • Année : 2007

Paroles :

lasa tsy naharitra aho mba izaha
ilay hasabmaranao any ambadika any ho any
ny veloma narahinao tomany
tsy mety hadinoina fa hatrany anatiko any
toa tsy haiko ny anao veloman anao
handao ireto masonao manganoano

tsy nahatsiaro vizana aho raha nioty
ireo voninkazonao tany an-tany lavitra
fa ny mody ny ho eo anilanao
no any fanafody hamalifaly anao
maika ery aho ny hamakivaky irony
alina mangiana feno fahorina

haizina sy ny orana nandena
hirifiry solafaka lava eny
ny fanala nitsilo ahy aza very
tselatra no jiron-dalako

nefa izany fiaretako izany
nafaniko ihany tsy ho fantatrao
tanisaiko ato ireo zay nikiky nandratra ahy
dia niafina mangiana ao anatiko ao

tonga aho tsy nitsena ianao ka niantso aho
dia nipararetra feo,ka dia nanjoretra teo
nikotaba aho nikaroka anao
ny feoko sy ny teny mba hiverenanao
ka ny mason'ny rano mitoreo
nanoritra tomany
hivarana ve?

fa veloma tsy fantatra intsony
ny ho avy hitanisa andrasana ampitsony
avalao aho anao veloma anao
hangiana samirery tsy hahatsiaro anao

lasa tsy nahandry ianao nefa izaho
mitamberina eto indray
f'efa tojo ny andro iray

# Posté le mercredi 09 juillet 2008 02:39

Modifié le lundi 21 juillet 2008 04:00